NY TANTARANAY
MIASA HO AN'NY HO AVY MAITSO SY MADIO
Iza moa iEecoMada
Energie Ecologique de MADAGASCAR na (EEcoMADA) dia Orinasa mijoro ara-dalana,manaao asa fampandrosoana.Misehatra manokana amin'ny fampanofana jiro azo fahanana sy fivarotana ,fitaovana maro samihafa mandeha amin'ny herin'ny masoandro. Niorina ny taona 2018 ny orinasa ary efa manana kiosika fampanofana jiro mihaotran'ny50 misandrahaka amin'ny faritra 05 eto Madagasikara ary mbola manohy ny fanitarana izany tetik'asa izany hatramin'izao ho fanomezana hazavana ho an'ny isan-tokatrano
Tohana ara-barotra sy fampitaovana
Tazominay foana ny kalitao sy ny fahatokisana amin'ny asa rehetra ataonay.
Loharanom-mbola maharitra
Hatramin'ny 1000000ar na mihaotra isam-bolana ny karama raha manao ezaka tsara.
Fisokafana amin'ny varotra entana
Mandeha aminy hery masoandro maro samiafa .
Galerian'ny Tetikasa